|
|
|
|

Entrée1 hanky va re
Mots élémentaires  2hanky, 3va, 4re
Partie du discours  5 locution
Explications en malgache  6 Hay! Izany tokoa àry! Teny entina manaiky raha mahare vaovao manaitra na zavatra tsy nampoizina: Hanky va re! mpirahalahy ianareo sy Rabe! [1.1]
Synonymes  7hanky

Mis à jour le 2025/09/12